Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
atsoboka
(
tsoboka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Ampidirina ao anaty rano:
Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto
[
1.1
]
Ohatra
1
Atsoboka
anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona.
[
2.472
]
2
Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana
atsoboka
sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora.
[
2.508
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
atsoboka
, atsoboko, atsobokao, atsobony, atsobotsika, atsobokay, atsobokareo, atsobok', atsobo-
Ny lasa :
natsoboka, natsoboko, natsobokao, natsobony, natsobotsika, natsobokay, natsobokareo, natsobok', natsobo-
Ny hoavy :
hatsoboka, hatsoboko, hatsobokao, hatsobony, hatsobotsika, hatsobokay, hatsobokareo, hatsobok', hatsobo-
Filaza mandidy :
atsobohy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06