Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
avaly
(
va
ly
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Teny entina mamaly:
Tsy manan-kavaly ianao satria tratra ambody omby
Asetry:
Inona no havaliko izao soa ataonao ahy izao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
avaly
, avaliko, avalinao, avaliny, avalintsika, avalinay, avalinareo, avalin', avalin-, avalim-
Ny lasa :
navaly, navaliko, navalinao, navaliny, navalintsika, navalinay, navalinareo, navalin', navalin-, navalim-
Ny hoavy :
havaly, havaliko, havalinao, havaliny, havalintsika, havalinay, havalinareo, havalin', havalin-, havalim-
Filaza mandidy :
avalio
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20