| Teny iditra | avanavana (avana) | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe "tsy hita": Tsy hita avanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben' Antananarivo miolotra amin' Ambohitrakely [1.1] | |||||||||
| Splendeur [1.3, 1.5] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Teny iditra | avanavana (avana) | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Sharp, keen, clear-headed, skillful, clever, shrewd, quick. [1.2] | |||||||||
| Teny iditra | avanavana (vanavana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atanatana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | avanavana | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Betsimisaraka] fanombohana [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16 |
|