|
|
|
|

Teny iditra avao
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  [Taimoro] Irery, ihany [1.78]
  [Bara, Taisaka] Ihany [1.78]
  [Tanosy] Ihany: Izay avao! [1.78]
 Foana: Milalao avao ny zanakao any am-pianarana
Monja: Iraika avao no tonga ny mpianatra [1.1]
 Prov. for hiany, foana, fotsiny. [1.2]
  [Taisaka] Même [1.82]

Teny iditra avao
Sokajin-teny mpampitohy [Fitanisana]
  [Taisaka] Kanjo koa [1.78]

Teny iditra avao (ava)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana avana [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/02