|
|
|
|

Teny iditra avarina (varina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Azera, atsingidina, avalangitrika: Tsy tratra navarin' ilay mpangalatra tany ankady ireo entana nangalariny
Aidina, aongana: Navarina kilasy ilay miaramila nahavita hadisoana
Ampidinina, alefa: Firy ny omby navarinao tany Toamasina [1.1]
 To be thrown down; to be exported [1.7]
 Qu'on précipite ; qu'on exporte [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : avarina, avariko, avarinao, avariny, avarintsika, avarinay, avarinareo, avarin', avarin-, avarim-, avari-
Ny lasa : navarina, navariko, navarinao, navariny, navarintsika, navarinay, navarinareo, navarin', navarin-, navarim-, navari-
Ny hoavy : havarina, havariko, havarinao, havariny, havarintsika, havarinay, havarinareo, havarin', havarin-, havarim-, havari-
Filaza mandidy : avarino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20