| Teny iditra | avenina (avina) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza olona aleha ka anontaniana; vangiana: Naveniny aho momba ilay asa tadiaviny [1.1] | |||||||||
| To be visited for enquiry, to be inquired about. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | avenina | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| [Betsimisaraka] Akekezina [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|