|
|
|
|

Teny iditra avilio (vily)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana avily [Fitanisana]
Ohatra 
1Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato [1.1]
2Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17