|
|
|
|

Teny iditra avoahy (voaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana avoaka [Fitanisana]
Ohatra 
1Avoahy any io alika io [1.1]
2Avoahy tsara eto anoloan' ny fitsarana izay zavatra fantatrareo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17