Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
avoanjo
(
v
oan
jo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Enti-milaza ireo olona amponenina amin' ny toerana iray hanamainty molaly ny tany, na ireo miaramila apetraka hiandry tany ao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
avoanjo
, avoanjoko, avoanjonao, avoanjony, avoanjontsika, avoanjonay, avoanjonareo, avoanjon', avoanjon-, avoanjom-
Ny lasa :
navoanjo, navoanjoko, navoanjonao, navoanjony, navoanjontsika, navoanjonay, navoanjonareo, navoanjon', navoanjon-, navoanjom-
Ny hoavy :
havoanjo, havoanjoko, havoanjonao, havoanjony, havoanjontsika, havoanjonay, havoanjonareo, havoanjon', havoanjon-, havoanjom-
Filaza mandidy :
avoanjòy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20