| Teny iditra | avoko | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Voninkazo dia maniry eny an-tanety, mandadina, mavokely ny voniny ary ny vodiny sahala amin' ny vomanga fotsy, sady fihinana koa Ny avoko dia sarin' olona tsotsotra na manetry tena [1.1] | |||||||
| A small straggling herb, the root of which is eaten in times of scarcity. Vigna angivensis, Baker. Same as kimaotsa (Bets.). [1.2] | |||||||
| [Tankarana] Nom d'une racine comestible. [1.19] | |||||||
| [Betsileo, Merina]
(de voko : courbé, cintré, allusion à la forme des fruits).
Vigna angivensis Baker (Fabaceae). Racine charnue, comestible en cas de disette. Excellent fourrage pour les animaux. Tephrosia lyallii Baker (Fabaceae). Bonne espèce fourragère. [1.196] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Anarana ara-tsiansa | Tephrosia lyallii, Vigna angivensis | ||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Tovy hevitra | kimaotsa | ||||||
| Habaka | Akany Avoko | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
|