Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
avonjy
(
von
jy
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mamonjy, manampy:
Ariary folo monja no azoko avonjy anao aloha fa sahirana koa aho izao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
avonjy
, avonjiko, avonjinao, avonjiny, avonjintsika, avonjinay, avonjinareo, avonjin', avonjin-, avonjim-
Ny lasa :
navonjy, navonjiko, navonjinao, navonjiny, navonjintsika, navonjinay, navonjinareo, navonjin', navonjin-, navonjim-
Ny hoavy :
havonjy, havonjiko, havonjinao, havonjiny, havonjintsika, havonjinay, havonjinareo, havonjin', havonjin-, havonjim-
Filaza mandidy :
avonjeo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20