Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
avoy
(
vo
y
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mivoy, ampiasaina hampandeha ny lakana amin' ny fanosehana any aoriana ny rano, izay mampandroso ny lakana kosa
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
avoy
, avoiko, avoinao, avoiny, avointsika, avoinay, avoinareo, avoin', avoin-, avoim-
Ny lasa :
navoy, navoiko, navoinao, navoiny, navointsika, navoinay, navoinareo, navoin', navoin-, navoim-
Ny hoavy :
havoy, havoiko, havoinao, havoiny, havointsika, havoinay, havoinareo, havoin', havoin-, havoim-
Filaza mandidy :
avoizo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20