| Teny iditra | azo itarafana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | azo, itarafana | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: madio | |
| Ohatra | Mety hahatsangana hafa koa angamba izy, raha tahin' Andriamanitra ka tsy ho efitra milafi-tsihy intsony no hodiavin' ny tongony fa gorodona malama sy mangirana azo itarafana.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01 |
|