| Teny iditra | azo tsapain-tanana | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | azo, tsapaina, tanana | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: misongadina | |
| Ohatra | nefa tsy isalasalana fa samy manana toetra mahaíeo tena sy miavaka amin' ny nofo, izay azo tsapain-tanana ka mety ho lo, izy roa tonta.
[1.38] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/12/01 |
|