| Teny iditra | babababa | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Antsoantso milaza fahavoazana, faharariana:
Mankarenin-tsofina ny babababan' Isambilo nokapohindra iny Fitarainana, menomenona [1.1] | ||
| Antsoantso, horakora-pitarainana, figogogogoana, finaonaona, fitarainana [1.62] | ||
| A cry, a scream, an outcry. See nananana. [1.2] | ||
| An outcry [1.7] | ||
| Cris, clameurs de regret, lamentation [1.3] | ||
| Clameurs, lamentations [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/09/07 |
|