|
|
|
|

Teny iditra babantany
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny baba, tany
 Fatratra, tsy erany loatra (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): Babantany ny vola laniny tamin' ny famadihana izay [1.1]
 Enormous, used of any thing; marvelous, used of any act good or bad. [1.2]
 Superbe, prodigieux, qui excède la mesure en bien ou en mal [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/05