|
|
|
|

Teny iditra babeo (baby)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana babena [Fitanisana]
Ohatra 
1Tantano ny jamba, tohino ny marenina, mitondra tehina ny tsy afaka, babeo ny malemy [2.48]
2Tsambikim-bato mandeha vato telo
babeo ahy ry zoky fa sasatra
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/16