| Teny iditra | badenina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Jemby, mamjambena: Badeninany masoko nijery ny masoandro dimy segondra monja Fanimpanina, domelina, vizana izaitsizy ka voly, toa tsy maharay tena intsony: Badenina aho izany, hoy Rasoa, fa adiny telo aho no nifantsika nanjaitra teto [1.1] | ||
| Dizzy [1.2] | ||
| Qui est ébloui, qui a des vertiges [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | badena | |
| Nohavaozina tamin' ny 2015/08/17 |
|