|
|
|
|

Teny iditra baibay
Sokajin-teny anarana
 Levilevy sy anatra atao amim-pahatezerana, fitenenana arahin-tsamonina tsy misy fiatoana
Bedibedy, gedrigedry [1.1]
 A scolding, a reproof. [1.2]
 Reproche, réprimande [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra baibay
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] Disorder, confusion [1.2]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/21