| Teny iditra | baikobaiko (baiko) | ||
| Sokajin-teny | anarana | ||
| [duplicatif fréquentatif] [1.3] | |||
| Ohatra | Fa ny manampy trotraka indray dia ireo valala be mandry tia baikobaiko, nefa tsy mahalala izay fanononana marina akory, ka tonga teny elanelany, tsy vazaha tsy gasy, no ataony.
[2.285] | ||
| Haiendriteny |
| ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|