| Teny iditra | bainga | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vongan-tany navadika ary naongana tamin' ny angady [1.1] | ||
| A clod of earth. See bonga [1.2] | ||
| A clod of earth turned over [1.7] | ||
| Motte de terre [1.3, 1.8] | ||
| Ohatra | Asaina ny tany, ampidiran-drano, hasena hanjary fotaka ny bainga, afafy
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |
|