| Teny iditra | bakatraka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Bakaka be tsy soa [1.1] | ||
| Vaventy sy bakaka [1.13] | ||
| Grossier [1.13] | ||
| Ohatra | Ny endrik' izany rehefa vita, dia sahala amin' ny misy tafo harato bakatraka maso ny tanimboly.
[2.472] | |
| Teny iditra | bakatraka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara, Betsileo] Feuilles odorantes d'une plante non déterminée. On en remplit les matelas. Elles seraient insectifuges. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07 |
|