|
|
|
|

Teny iditra bango anakova
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny bango, anaka, hova
  [Betsileo] Randram-bolon' ny zanak' andriana betsileo, mipetaka manodidina ny sofina sy ny hatoka ny randrana [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11