|
|
|
|

Teny iditra baolina
Sokajin-teny anarana
 Hoditra na fingotra boribory nosesehana rivotra ao anatiny ka ilalaovana ifampitorahana na dakana: Milalao baolina, mandaka baolina. [1.1]
 A ball; a game played with a ball, esp. football. [1.7]
 Balle, ballon; football . [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11