| Teny iditra | baranahiny | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsy fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao baranahiny raha manao zavatra Tsy voalamina tsara fa entinentim-poana: Fanjakana baranahiny [1.1] | ||
| Heedlessness, indifference [1.2] | ||
| Careless; carelessly done carelessly [1.7] | ||
| Insouciant, indifférent [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|