| Teny iditra | beazina (be) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | biazina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|