|
|
|
|

Teny iditra be ditra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny be, ditra
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: kirina
Ohatra Rambolo soa fa nidioka
ary Ranaivo ratsy fa niavona
samy kely be ditra
ka aoka hisara-potsiny ihany
[2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01