| Teny iditra | bedy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Rediredy: Tsy tohako ny bedibedin' itỳ marary eto anilako itỳ Fimenomenonana miverimberina, teny misesisesy sy lavareny: Tsy misy farany ny bedibedin' Ingahy mpampiasa Anatra na faniniana mazàna lavareny: Tsy hody alina intsony aho fa tsy laitrako ny bedin' i Neny Tenenina, tezerana: Ho bedin' ny mpampianatra aho fa tsy nahavita ny entimody [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | bedibedy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|