|
|
|
|

Teny iditra be loha
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny be, loha
 Enti-milaza olona izay ngeza, makadiry ny lohany
Andeha itsy izy, izany be lohako izany: teny entina mandokadoka sy manambitamby zazalahy kely [1.1]

Teny iditra beloha
Sokajin-teny mpamaritra
Singan-teny be, loha
 [ loha, head.] Used of a compact body of men, as a battalion of soldiers or a band of robbers [1.2]

Teny iditra beloha
Sokajin-teny anarana
Singan-teny be, loha
 Karazan' ahitra [1.10]
 The name of an herb. Cyperus elegans, Vahl. [1.2]
  [Merina] (de be : grosse et loha : tête) Cyperus confusus Cherm. (Cyperaceae). [1.196]
  [Betsileo, Tanala] (de be : grosse et loha : tête) Cabucala plectaneiifolia Pichon (Apocynaceae). Petit arbre à écorces très amères. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra Beloha
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Tanàna ao amin' ny fizarantanin' i Tsihombe, ao amin' ny Antandroy an-tendrony atsimo. [1.10]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19, 47.5
Haianarantany be, loha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/03