|
|
|
|

Teny iditra be mihimpy
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny be, mihimpy
 (teny tranainy) Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy [1.1]
 Andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra [1.1]
 Nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04