| Teny iditra | bilabila (bila) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin' ny tongotr' olona iray bingo mihazakazaka [1.1] | ||
| Irregularity, crookedness, tortuousness [1.2] | ||
| (duplicatif fréquentatif, plus usité) [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|