|
|
|
|

Teny iditra bilitika (bitika)
Sokajin-teny mpamaritra
 Kely dia kely, madinika erỳ, pitiny: Kely bilitika ny anjara mofomamy azon' Isambilo fa tsy nisy indraim-bava akory
Mitovy hevitra: bilitsika ~ biritika ~ biritsika ~ bititika ~ bolitika ~ boritika ~ boritsika [1.1]
 Same as bitika [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09