|
|
|
|

Teny iditra -bina
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vina

Teny iditra bina
Sokajin-teny mpamaritra
 Milaza fivontosana, fibontsinana [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra binaka ~ binabina ~ binabinaka

Teny iditra bina
Sokajin-teny anarana
 The name of an insect [1.2]
 Nom d'un insecte [1.3]
Voambolana 

Teny iditra Bina
Sokajin-teny anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana]
Ohatra 
1Tsy niteny kelikely Bina. [2.499]
2Niandrandra nijery an'i Bina izy. [2.314]

Teny iditra Bina
Sokajin-teny anarana (lohatenim-boky)
Mpanoratra Rajaonarivelo Auguste, 1933
Mpanonta printy 1933. Imprimerie de l' Imerina.
1957. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy.
1971. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy.
1993. Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy. Ambainy: 13,5cm. Haavony: 21cm. Takila: 118.
Voambolana 
Fanoritsoritana Roman ayant obtenu le prix "Les Belles-Lettres" en 1933
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/01