|
|
|
|

Teny iditra bisikilety
Sokajin-teny anarana
 Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady [1.1]
 A bicycle [1.7]
 Bicyclette [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra tongomalady
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: bicyclette.

Nohavaozina tamin' ny 2012/05/31