|
|
|
|

Teny iditra bitsibitsika (bitsika)
Sokajin-teny anarana
 A whisper [1.7]
 (duplicatif) [1.3]
 Chuchotement [1.8]
Ohatra 
1Hatreo dia bitsibitsika foana no hifampiresahanay. [2.4]
2Toa ho bitsibitsika indray ny resaka ifanaovana, isaky ny mandalo azy I Krisy sy Sera ary Rabako namany. [2.470]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09