| Teny iditra | bodoana (bodo) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Alaina na tazonina an-keriny ho an' ny tena: Tsy valahara izany raha lehilahy: nobodoany ny vadin' olona [1.1] | |||||||
| To be monopolized for one's own use; to be taken away from a husband [1.7] | |||||||
| Qu'on retient pour soi; ravie de son mari [1.8] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tsipelina hafa | bodoina | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|