| Teny iditra |
boky
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky [1.1]
|
| | A book [1.2, 1.7]
|
| | Livre [1.8]
|
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny anglisy: book.
|
| Lahatsoratra |
| Sary |
|
|
| Teny iditra |
boky
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Taimoro]
Votry, tranombitsika [1.78]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
boky
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sakalava]
Biby mampinono mpamono voalavo [1.1]
|
| | boky boky
[2.504]
|
| Voambolana |
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
boky
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tanosy]
Anaram-borona, sadakely [1.78]
|
| Voambolana |
|