| Teny iditra | bolangina | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Vaventy sady salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan' ny masoko niditra ny varavarana [1.1] | ||
| Plump, chubby, fat, sleek, well-conditioned. Used mostly of children. See dongadonga. [1.2] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |
|