|
|
|
|

Teny iditra bongaina (bonga)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mibongabonga: be bonga, ahitana sombin-tany mivaingana betsaka: Hafahafa izany aty aminareo izany fa tany bongaina, tany mibongabonga aoka izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20