| Teny iditra | borizano | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [frantsay bourgeois] anarana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila Ankehitriny, ny mpitondra posy sy filanjana ary ny mpitaona entana no lazaina amin' io teny io [1.1] | |||||||
| Tany am-bolahohany, ny nataon' ny Malagasy hoe borozano dia ny lehlahy rehetra tsy miaramila Taoriana dia ny mpilanjy, ny mpitondra entana, ny mpitarika sarety na posiposy no natao izany [1.10] | |||||||
| Civilians, the common people, those not employed in military service Sometimes used for the carriers of goods from the coast to the capital [1.2] | |||||||
| Les civils On donne aussi ce nom aux porteurs de paquets ou de filanjana [1.3] | |||||||
| Tireurs de pousse-pousse [1.5] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Tsipelina hafa | borizany ~ borozany ~ borozano | ||||||
| Teny nalaina | Soratra misy io teny io | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |
|