|
|
|
|

Teny iditra boroboaka
Sokajin-teny anarana
 Karazan' akondro, manja somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, lava vaventy, mamy maisamaisatra kely [1.1]
 The name of a variety of banana [1.2]
  [Merina] Variété de banane à cuire, Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Musa sapientum
Ohatra Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131]
Tovy hevitra bibaka

Nohavaozina tamin' ny 2018/07/21