| Teny iditra | botanaka | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Botrabotra sy makadiry ary mirotaka ny kibony Mivonto na mibontsina. [1.1] | ||
| énorme, boursouflé, ventru [1.3] | ||
| Tovy hevitra | botinaka | |
| Tsipelina hafa | botataka | |
| Teny iditra | botanaka | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Biby maintimainty toy ny fandaibe, volovoloina ihany koa saingy tsy mandratra ny lainy. (Mipetaka mivangongo amin' ny vatan-kazo loaka no fahitana ny botanaka, mifanosina matevina eo toy ny taik' omby nafetaka; endasin' ny ankizy eny ambanivohitra asiany menaka ny botanaka, ataony be sira, ka haniny am-pankasitrahana izaitsizy) [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/18 |
|