|
|
|
|

Teny iditra botraika
Sokajin-teny anarana
 Di-doha, fanaovan-javatra an' aina, an-kery fotsiny, fa tsy mitady izay mety hahasoa hahatsara aradrariny: Manao botraika fotsiny no hain-dRabe fa tsy mba mitady izay rindrany izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23