|
|
|
|

Teny iditra -by
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vy
Ohatra Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa; [2.470]

Teny iditra by
Sokajin-teny mpamaritra
 Fatratra, mahay: Sady kanto no by [1.1]

Teny iditra by
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Anilany; akaiky; araka, noho [1.17]

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/13