|
|
|
|

Teny iditra dainana (daina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Kapohina, dabohana mafy, havokavohana: Daino ny vy dieny mafana [1.1]
 To be smitten, to be struck, to be beaten [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : dainana, dainako, dainanao, dainany, dainantsika, dainanay, dainanareo, dainan', dainan-, dainam-, daina-
Ny lasa : nodainana, nodainako, nodainanao, nodainany, nodainantsika, nodainanay, nodainanareo, nodainan', nodainan-, nodainam-, nodaina-
Ny hoavy : hodainana, hodainako, hodainanao, hodainany, hodainantsika, hodainanay, hodainanareo, hodainan', hodainan-, hodainam-, hodaina-
Filaza mandidy : daino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20