|
|
|
|

Teny iditra danidany
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Diridiry, fahafenoana izay mahatonga ho henjana, enti-milaza indrindra ny kibo feno rivotra na voky loatra, na ny amponga tsara henjana koa ka midoboka erỳ [1.1]
 Ballonnement, tension du ventre [1.3]
  [Tankarana] Gonflé. [1.19]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra danidany
Sokajin-teny mpamaritra

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29