| Teny iditra | danise | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany [1.1] | ||
| Dancing in European fashion. See dihy [1.2] | ||
| Danse européenne [1.3] | ||
| Tovy hevitra | dihy | |
| Ny fihaviany | Fanazavàna teny frantsay: danser. | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|