|
|
|
|

Teny iditra daomy
Sokajin-teny anarana
 [frantsay domino] Karazan-kilalao misy vato valo amby roapolo misy masony; zaraina mitovy isa amin' ny mpilalao telo ny iraika amby roapolo amin' ireo vato ireo, ka mifandimby mandahatra ny azy raha misy vato miady masony amin' izay mivoaka ny mpilalao; izay mahalany vato any aminy voalohany no mahazo amin' ny indray mihodina, ka dia isaina ho azy ny masom-baton' ireo sisa tsy mbola nahalany ny azy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: domino.

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23