|
|
|
|

Teny iditra daondaona
Sokajin-teny anarana
 Feo midobodoboka amin' ny zavatra velezina na mikodiadia
Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra, matetika mampiseho avonavona sy fanambaniana ny hafa. [1.1]
  [1.2]
 Impudence, arrogance dans la parole [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26