| Teny iditra | diaso (dimby) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana | |
| [Taimoro, Taisaka] andraso [1.78] | ||
| (imperative of irregular passive verb diasana) [1.2] | ||
| [Taisaka] Attends! [1.82] | ||
| Ohatra | "Diaso kely vetivety aho, ry ineny, fa asain' ny olona tohanako ity, ka tsy misy handimby ahy akory," dia avy Rafotsibe niantra azy ka nanohana ny vato.
[2.293] | |
| Tovy hevitra | dimbaso | |
| Teny iditra | diaso (diny) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana | |
| Tovy hevitra | dinaso | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|